Fihaonam-bavaka fangataham-pitahiana ho an’i Madagasikara sy ny Malagasy eran-tany.
zoma 26/06/2009 hariva nanomboka tamin'ny 8 ora hatramin’ny 12 ora alina tao amin'ny Foyer Universitaire des Etudiants malgaches 1, avenue Léon Eyrolles 94230 Cachan.
Tsy misy firen-kevitra politika fa izay mampiray dia i JESOA KRISTY TOMPO no banjinina.
Nokarakarin’ny vondrom-pivavaka ao Cachan sy Arago (FRANTSA)– Mpiara mamaky baiboly
Ho tahiana anie ny Firenena malagasy
Ho tahiana anie ny Malagasy - Notontosain'i Olga HELISOA
****
Célébration fête nationale malgache 26/06/2009
Foyer universitaire étudiants malgaches F- 94230 Cachan
Organisée par les cellules de prière de Cachan et Arago (FRANCE) - Ligue pour la Lecture de la Bible.
Prières d'intercession pour Madagascar et le peuple malgache
Réunion apolitique
Rencontre orientée vers Celui qui rassemble - le Seigneur JESUS CHRIST.
Des prières ont été dirigées par les résidents des foyers Cachan et Arago.
Prières de repentance, de reconnaissance et des louanges d'intercession pour Madagascar et le peuple malgache
Tous les cantiques chantés avec la participation de tous.
Un pot de l’Amitié a été servi.
Participation des résidents au temps libre : Chants, poèmes
Dieu bénisse Madagascar
Dieu bénisse tous les Malgaches
Musiques :
- "Parce que tu es la fin" de Stephane ROGER
- "Je lève les yeux" de Constance AMAN
Photos Olga HELISOA
Réalisation Olga HELISOA
(c) HELI'S MADAGASCAR 2009 - Olga HELISOA, 1 juillet 2009
BIENVENUE ! TONGA SOA !
Dans ce blog vous avez l'essentiel de nos vidéos.
Cet ensemble représente notre contribution au développement par le biais de l'éducation.
Noraketina ato amin'ity vohikala ity ny ankamaroan'ireo oronan-tsary "vidéos" natao ho fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana amin'ny alàlan'ny fampianarana.
Noraketina ato amin'ity vohikala ity ny ankamaroan'ireo oronan-tsary "vidéos" natao ho fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana amin'ny alàlan'ny fampianarana.
Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
FANDRAISANA ANJARA AMIN'NY FANDROSOANA ERAN-TANY
* Vohikalan'i HELI'S MADAGASCAR FAMPIANARANA ANTERINETY: Sampana maro mihaona eo amin'ny fitaizana ny maha-olona ny Malagasy
Natao ho an'ny Mpampianatra, mpitaiza, mpianatra, mpanao fikaroana.
Maso vaovao entina mijery sy mampahafantatra an'ilay nosy lehibe: Madagasikara velaram-pahasoavana
* "MADAGASIKARA MAHAGAGA"
"AMAZING MADAGASIKARA"
Natao ho an'ny Mpampianatra, mpitaiza, mpianatra, mpanao fikaroana.
Maso vaovao entina mijery sy mampahafantatra an'ilay nosy lehibe: Madagasikara velaram-pahasoavana
* "MADAGASIKARA MAHAGAGA"
"AMAZING MADAGASIKARA"
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire